|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandoa hanin-kinana |
| Singan-teny | 2mandoa, 3hanina, 4hinana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6mamerina ny vola nomena mialoha raha toa ka tsy tanteraka ny fepetra nifanarahana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7rembourser un argent avancé comme arrhes, lorqu'on n'a pas accompli les conditions du contrat.
[1.3] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|